Real TV mahakasika ny tontolo ambanivolo sy ny fananan-tany

  • samedi, 17 septembre 2022 07:34
  • Super User

Mamerina ny fankasitrahana antsika rehetra.
Tsy adinoko ireo antsoantso marobe tiantsika nampitaina, anisan'izany ireo mpilatsaka an-tsitrapo nanampy tamin'ny ady Covid-19, izay nampanantenaina fa ampidirina mpiasam-panjakana, nefa hatreto na ilay tambi-karema kely sy fisaorana aza tsy natao azy ireo.

Mbola anaovantsika lohahevitra fandaharana manokana ny resaka fahasalamana sy ny tontolo manodidina an'izay.

Azonao jerena ato amin'ity rohy ity ny fandaharana Real TV mahakasika ny tontolo ambanivolo sy ny fananan-tany ny 16 septambra 2022.

Mirary soa e.
Patrick

https://www.facebook.com/RealTVcanal30UHF543.25MHz/videos/1283812919030911

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.