Taom-piotazana lodsia : Sambo roa mahazaka 13 800 taonina no hiazo an'i Eoropa

  • jeudi, 24 novembre 2022 13:46
  • Sary nindramina

Mizotra tsara ny fanondranana lodsia. Andro fahatelo nisokafan'ny taom-piotazana anio.

Mifanaretsaka ny mpamboly, mpanamboatra garaba, mpitatitra, mpanangom-bokatra, mpiasa lodsia.

1300 Ariary ny kilao andraisan'ireo orinasa ny lodsia, misy 1350 Ariary ny sasany.

Sambo roa no hitondra ny lodsia mankany Eoropa, dia ny Atlantic Clipper hitondra 8400 taonina, sy ny Baltic Clipper mahazaka 5400 taonina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.