Turkish Airlines : Niverina nampitohy an'Antananarivo sy Istanbul rehefa niato roa taona

  • mardi, 21 juin 2022 14:35
  • Sary nindramina

Miverina indray ny zotra anabakabaka mampitohy an’Antananarivo Madagasikara sy Istanbul Torkia, izay sahanin'ny kaompania Turkish Airlines, rehefa niato nandritra ny roa taona noho ny valanaretina Covid-19.

Mpandeha 73 no nentiny nigadona teny Ivato ny sabotsy 18 jona, raha 33 ireo nandray fiaingana tamin’ny sidina niverina.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.