Taom-piotazana lodsia 2021 : Hisokatra anio tolakandro ho an’ny Faritra Atsinanana

  • mercredi, 17 novembre 2021 12:34
  • Sary nindramina

Hisokatra amin'ny fomba ôfisialy anio Alarobia 17 novambra 2021, amin'ny 4 ora hariva ny taom-piotazana sy fanondranana lodsia ho an’ny Faritra Atsinanana.

Mampidi-bola sy mamelona olona sy fianakaviana maro ny lalam-pihariana lodsia ary fanohitra lehibe ho an'ny toekarem-paritra sy ny firenena, hoy ny Governora RAFIDISON Richard Théodore, ka mila ampiana.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.