Taom-piotazana lodsia 2021 : Misokatra ny « Guichet Unique » ho an’ny Faritra Atsinanana

  • mercredi, 10 novembre 2021 19:42
  • Sary nindramina

Nisokatra nanomboka androany 10 novambra ao amin'ny efitrano malalaky ny Faritra Atsinanana ny « Guichet Unique » entina hikirakirana sy hikarakarana ny antontan-taratasy rehetra mikasika ny asa Taom-piotazana lodsia 2021.

Navondrona amin’ny toerana iray ao avokoa ireo Sampan-draharaha rehetra tokony hatonina sy lalovana.

Tsy mbola voafaritra kosa ny andro hisokafan’ny taom-piotazana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.