Fanondranana volamena : Nahemotra ny fandinihana ny lalàna Mohamad Ahmad

  • lundi, 21 juin 2021 16:01

Nahemotra ho amin’ny fotoana manaraka ny fandinihana ny tolo-pehin-kevitra momba ny fanondranana volamena, izay natolotry ny Solombavambahoaka Mohamad Ahmad, noho ny tsy mbola maha eto an-toerana ny tenany sy mba hahafahana mamakafaka izany maharitra kokoa, satria raharaha lehibe ny ady amin’ny fanondranana volamena an-tsokosoko.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.