Morondava: Mpizahatany vahiny 76 tonga mitsidika ny « Allée des Baobabs » sy ny Kirindy

  • mercredi, 15 janvier 2020 14:53
  • Sary Gasypatriote Morondava

Mandalo eto Morondava renivohitr’i Menabe ny sambo mpitondra mpizahatany « Senerissima ». 136 ny mpandeha entiny ka mpizahatany ny 76 amin’ireo, ary mpikarakara azy ireo 60 satria misy efa antitra.

Hitsidika ny « Allée des Baobabs » sy ny alan’ny Kirindy izy ireo amin’izao diany eto Menabe izao. Avy any Mahajanga ireto vahiny ireto no tonga eto Morondava, ary mbola hiazo an’i Toliara aorian’izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.