« Bee attitude » andiany faha-2: Nandrombaka ny medaly volafotsy ny tantely vokarin’ny orinasa Ilanga Nature

  • samedi, 16 novembre 2019 18:41
  • Sary nindramina

Notanterahina tao Louvain-la-Neuve, Belzika, ny 9, 10 ary 11 novambra 2019 teo ny andiany faharoa amin’ny Bee Attitude izay fifaninana hatsaran’ny tantely nokarakarain’ny CARI.

Nandray anjara tamin’izany ny tantely azo avy amin’ny kininina, vokarin’ny orinasa Ilanga Nature, ary nandrombaka medaly volafotsy nandritra ity fifaninanana ity.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.