OMDA : Voafidy ireo mpikambana vaovao ny filankevi-pitantanana
- mercredi, 25 janvier 2023 10:35
- Zakaria
- Sary Njaka
Tontosa tao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina, ny talata 24 janoary 2023, ny fifidianana ireo mpikambana vaovao handrafitra ny filankevi-pitantanana ny OMDA, na ny Ofisy Malagasy momba ny zon’ny mpamorona, taorian’ny fifandaharana sy fifanazavana naharitra teo amin’ny samy mpikambana, ary koa ny mpikambana sy ny mpitantana vonjimaika ny OMDA.
Voafidy nandritra izany Razanajatovo Hobiana (sokajy haisoratra), Razafindrakoto Martial (sokajy Sary sy feo), Randriamanatena Arsène (sokajy Dramatika), miampy ny avy amin’ny sokajy Mozika sy Hira ahitana an’i Jaojoby Eusèbe, Behavana Raveloarivonjy na Zoky Vonjy, Rakoto Patrick (Tonton Pa) ary Razanakavalona Mandasoa Fanomezana, Meizah.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://gasypatriote.com/art-et-culture/item/29139-omda-voafidy-ireo-mpikambana-vaovao-ny-filankevi-pitantanana.html#sigProGalleria509b285f87
https://gasypatriote.com/art-et-culture/item/29139-omda-voafidy-ireo-mpikambana-vaovao-ny-filankevi-pitantanana.html#sigProGalleria509b285f87
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.