Mpanao gazety zokiolona : Nodimandry i Rahajarizafy Rémi

  • dimanche, 24 juillet 2022 15:44
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry ny harivan'ny sabotsy 23 jolay 2022, teo amin’ny faha 87 taonany ny Mpanao gazety zokiolona Rahajarizafy Rémi.

Filoham-boninahitry ny Clud des Journalistes Doyens izy, sady mpahay tantara no mpanoratra. Dami, na koa Ralehilahy, ny solon'anarana entiny rehefa manoratra.

Nikaroka sy nanoratra boky momba ny mpanjaka Radama, ny raharaha 1947 izy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.