Finoana : Fetin'Eid Al-Fitr ny 02 may 2022, andro tsy iasana fa handraisana karama

  • jeudi, 28 avril 2022 09:52
  • Tigre

Ho an'ny finoana Silamo, dia ny 02 may 2022 izao no ankalazana ny fetin'Eid Al-Fitr, izay tafiditra ao anaty lisitry ny tetiandro-panjakana ho andro tsy hiasana nefa andraisan-karama.

Izany moa dia notanterahina araka ny daty notondroan'ny "Fikambanana Silamo Malagasy", izay nandraisan'ny Ministeran'ny Asa, ny fampananan'asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy, izao fanapahana izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.