Mpanakanto : Nodimandry i Kelly Rajerison

  • samedi, 19 mars 2022 19:07
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary nindramina

Nodimandry androany sabotsy 19 martsa 2022 teo amin’ny faha-63 taonany i Kelly Rajerison, rehefa niady tamin’ny aretina Alzeihmer tao anatin’ny volana vitsivitsy.

Mpanakanto feno i Kelly, isany mpikambana mpamorona ny tarika Pumpkins. Anisany hira nahafantaran'ny maro azy, ary navaozin'ny Mpanakanto tanora ny "Tsitsitsiky lava", "Taratasy ho anao", "Toerana iray", ...

Efa Mpanentana fandaharana tao amin'ny Radio Madagasikara izy.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.