15 janoary : Hatokana ho Androm-pirenena ho an’ny Kabary malagasy
- samedi, 15 janvier 2022 09:23
- Zakaria
Hambara anio Sabotsy 15 janoary 2022, mandritra ny lanonam-panjakana, ny maha harem-bakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona ny Kabary malagasy ny maha « androm-pirenena ho an’ny kabary malagasy » ny datin’ny 15 janoary.
Eny amin’ny Lapan’Andafiavaratra no hanaovana ny lanonana. Hisy ny loa-bary an-dasy andinihana lohahevitra mahakasika ny Kabary.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.