Asa-tanana Malagasy : Haranty amin’ireo Masoivohon'i Madagasikara any ivelany
- mercredi, 27 octobre 2021 12:04
- Zakaria
- Sary nindramina
Mikasa ny hampiranty ireo Asa-tanana Malagasy tsara kalitao any amin'ireo Masoivohon'i Madagasikara rehetra any ivelany ny Ministeran’ny Asa-tanana sy Hai-tao, tarihin’i minisitra Sophie Ratsiraka.
Efa nisy ny fifanaraham-piarahamiasa nataon’ity farany sy ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, Patrick Rajoelina, ny amin'izany.
Eo an-dalam-panatanterahana ny pitsopitsony mikasika izany ny Minisitera roa tonta ankehitriny.
(Jereo sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.