Bevalala Antananarivo : Fifampizarana tamin'ireo Tompon'andraikitry ny Tanora Mpianatra Kristianina (TAMPIKRI)

  • vendredi, 17 septembre 2021 20:02
  • Super User

Tompon'andraikitry ny Tanora Mpianatra Kristianina (TAMPIKRI) isaky ny Diosezy Katolika manerana ny Nosy.

Bevalala 17 septambra 2021.

Misaotra an'ireo Eveka manerana ny Nosy, misaotra ireo Pretra sy Relijiozy, ny Aumonier, ireo Zoky mpiara-dia, ny Birao Nasionalin'ny TAMPIKRI, ary indrindra ireo solotenam-paritra TAMPIKRI manerana ny Nosy.

Mijery - Mitsara - Miasa
(Voir - Juger - Agir).

Mirary soa
Patrick

 

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.