KOPI-KOLE Rossy: Hotsenaina makotroka eto Fianarantsoa

  • jeudi, 24 octobre 2019 14:42
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Higadona eto Fianarantsoa amin’ny sabotsy 26 oktobra izao Ra-Tin, nivoaka mpandresy tamin’ny fifaninanana « KOPI-KOLE 2019 » nokarakarain’ny fahitalavitra tsy miankina TV Plus. « KOPI-KOLE Rossy » i Ra-Tin.

Hisy lanonana ho fandraisana azy hatao eo amin’ny Rex Tsianolondroa ny tolakandron’io Sabotsy io, hafanain’ny Tarika Rossy miaraka amin'ny Bampampa.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.