Dedesse : Nodimandry teo amin’ny faha-71 taonany

  • dimanche, 06 novembre 2022 10:57
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry androany alahady 6 novambra 2022, maraina tao Antsiranana i Bezara Ernest na Dedesse.

Aretina diabeta no voalaza fa nitarika izao fahafatesany izao.

Mpanakanto zanak'Anivorano Avaratra i Dedesse.
Maro ny hira nahafantarana azy, fa anisan'ny tsy afaka ambavan'ny maro ny hoe : Samia mamisavisa, Ny aty, ...

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.