Asa fanaovan-gazety : Nodimandry i RAFALIMPANANTSOA Andrianirina Sarah

  • dimanche, 23 octobre 2022 17:45
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry ny marainan'ny Alahady 23 oktobra 2022, teo amin'ny faha 64 taonany, ny mpanao gazety RAFALIMPANANTSOA Andrianirina Sarah, fantatry ny maro amin'ny anarana hoe : Faly na koa Manou tamin’ny gazety an-tsoratra.

Efa niasa tao amin'ny fahitalavitra Record TV, ary mpanao gazetin'ny Madagascar Tribune, Basy Vava, Le Quotidien - Ny Vaovaontsika, Mahita, ary tao amin'ny Les Nouvelles, no niasany farany, izy izao nindaosin'ny fahafatesana izao, noho ny aretina nahazo azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.