Angletera : Niharatsy ny fahasalaman'i Mpanjakavavy Elisabeth II

  • jeudi, 08 septembre 2022 18:07
  • Tigre
  • Sary nindramina

Nilaza ireo mpitsabon'i Mpanjakavavy Elisabeth II fa niharatsy ny fahasalamany, ka nandray fiaramanidina avy hatrany ireo zanany Princes Charles William sy Harry amonjy ny résidence royale de Balmoral any Ekosy.

Efa tonga ao amin'ny seranam-piaramanidina Aberdeen Ekosy ny Prince William ankehitriny.

96 taona ankehitriny ny Mpanjakavavan'i Angletera Elisabeth II.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.