Rallye : Nodimandry i Boom

  • samedi, 03 septembre 2022 10:26
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary nindramina

Nindaosin'ny fahafatesana i Solofonirina Mamy Patrick na i Boom. Nolazoin'ny aretin'ny voa izy, ary io no nitarika ny fahafatesany.

Nanao hetsika tolotanana ho azy ireo tia sport mekanika sy ireo artista samihafa nanampiana azy tamin’ny fitsaboana, nefa tsy tana fa lasa ny Champion.

Tompondakan'i Madagasikara tamin’ny rallye i Boom ny taom-pilalaovana 2015.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.