Vidin-tsolika vaovao : 4900 Ar ny gasoil, 5900 Ar ny super carburant

  • lundi, 11 juillet 2022 07:30
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary fampiahaingoana

Tapaka taorian'ny fakan-kevitra marolafy niarahana tamin’ny sehatra tsy miankina, sy ny Fiarahamonimpirenena, ary ireo vondron’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa, notanterahina ny Alahady 10 jolay 2022 tao amin'ny Lapam-panjakana Iavoloha, fa ho 4900 ariary ny gasoil, ary 5900 ariary ny super carburant. Ny solika fandrehitra kosa, dia ho 2430 Ariary.

Hikaroka famatsiana amin'ny tolotra moramora kokoa eo amin'ny tsena iraisam-pirenena ny Fitondrampanjakana mba ialana amin'izay ho mety fiakarana manaraka.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.