Faritra SAVA : Iray volana tsy manana Goverinora

  • lundi, 18 avril 2022 14:51
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Banga efa iray volana izao ny toeran'ny Goverinoran'ny Faritra SAVA, taorian'ny nanendrena ny tompon-toerana, Tokely Justin, ho minisitry ny Ati-tany, ao amin’ny governemanta Ntsay Christian ny 16 martsa 2022 lasa teo.

Ny senatera Eddie Serge Fernand, izay Ben’ny Tanànan'Antalaha teo aloha no be mpiresaka, ary tombanan'ny maro fa mety ho amin'io toerana io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.