Governemanta : Voatendry ireo mpikambana vaovao

  • mercredi, 16 mars 2022 23:21
  • Zakaria
  • Sary nomena


Notanterahina androany alarobia 16 martsa 2022 ny fanolorana ireo mpikambana vaovao ao amin’ny governemanta, araka ny Didim-panjakana laharana faha 2022-400, manova sy manampy ny andininy sasantsasany ao amin’ny didim-panjakana laharana faha 2021-822 tamin’ny 15 aogositra 2021 nasiam-panovàna tamin’ny didim-panjakana laharana faha 2021- 845 tamin’ny 20 aogositra 2021 sy laharana faha 2022-227 tamin’ny 12 febroary 2022, manendry ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.