Rivodoza EMNATI : Vinavinaina hiditra an-tanety eo anelanelan’i Toamasina sy Vohipeno

  • samedi, 19 février 2022 19:43
  • Zakaria
  • Sary Sat24

Mikisaka miakandrefana mihamanatona ny morontsiraka Atsinanan’i Madagasikara ilay rivodoza mahery vaika EMNATI.

Vinavinaina hiditra an-tanety eo anelanelan’i Toamasina sy Vohipeno ny Talata 22 Febroary ho avy izao amin’ny tanjaka Rivodoza Mahery Vaika izy io.

(Sary Sat24 19 febroary 2022 - 19h30)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.