Frederik de Klerk : Nodimandry teo amin’ny faha-85 taonany

  • jeudi, 11 novembre 2021 20:19
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nodimandry androany teo amin’ny faha 85 taonany i Frederik de Klerk, ity farany izay nahafahan’i Nelson Mandela nivoaka ny fonja nitazomana azy naharitra.

Filoha fotsy hoditra nitondra farany tao Afrika Atsimo i Frederik de Klerk, izy no niara-namarana ny Apartheid, na fanavankavaham-bolokoditra tamin’i Nelson Mandela.

Nahazo ny loka Nobel ny fandriampahalemana izy roalahy ireo ny taona 1993.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.