Toerana fandanjana fiara vaventy : Mitaky ny karamany 7 volana ny mpiasa

  • mercredi, 27 octobre 2021 14:11
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mitohy ny fitokonan’ireo mpiasa amin’ireo toerana fandanjana fiara vaventy (Station de pesage) saika manerana an'i Madagasikara. Mitaky karama fito volana amin’ny fanjakana izy ireo.

Efa nisy ny fifampiresahana isan’ambaratonga hoy izy ireo, saingy mijanona ho fampanantenana ihany izany hatreto.

Mandeha ankahalalahana samy mitondra izay zakany ireo fiara vaventy, hoy ireo mpiasa, mandrapivoakan’ny karama.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.