Akademia Miaramila : Hamoaka manamboninahitra miisa 77 ka teratany vahiny ny 3

  • jeudi, 23 juillet 2015 21:27

Hamoaka manamboninahitra miisa 77 indray ny ACMIL na ny Akademia Miaramila ny zoma 24 jolay 2015 ka ny 67 amin’ireo dia ireo mpianatra niditra nivantana andiany faha-36, ka vehivavy ny 6 amin’izy ireo, ary ny 10 kosa dia ireo andiany manokana niofana nandritra ny 9 volana.

Hanomboka amin’ny 10 ora ny lanonana ara-miaramila ka ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara Hery Rajaonarimampianina no hiahy an’izany.

Commentaire (1)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.