Anosibe Angarangarana: Trano tsy manara-dalàna eny ambony “trottoirs” miisa folo narodana avy hatrany

  • mercredi, 25 mars 2020 12:03
  • Sary: CUA

Sady voasazy handoa lamandy ny tompony no narodana avy hatrany ireo Trano fivarotana tsy manara-dalàna sy miorina eny ambony “trottoirs”. Miisa 10 no tratran’ny Polisy Monisipaly sy ny sampan-draharahan’ny Tsena teny Anosibe Angarangarana – Boriborintany faha-4 Antananarivo Renivohitra.

Tsy ekena sy tsy azo andeferana ny fanararaotana amin’izao fotoanan’ny famehana sy ny ady amin’ny valan’aretina Coronavirus izao, hoy ny Ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.