Mahabo: Amperin’asa Rafidson Yves Norbert, Sefo Cisco vaovao

  • samedi, 09 novembre 2019 14:07
  • Sary nomena

Tontosa ny 7 novambra 2019 ny famindram-pitantanana teo amin’i Mahefa Jean Oliver, Sefo Cisco teo aloha teto Mahabo sy Rafidson Yves Norbert, Sefo Cisco vaovao mandimby toerana azy. Nanome voninahitra ny fotoana ny avy amin’ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena, ny fampianarana teknika sy arak’asa Menabe, Rabe Emmanuel.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.