Sahasinaka – Manakara: Fiara nitondra faty tra-doza, naratra ny ankamaroan'ny mpandeha

  • lundi, 04 novembre 2019 19:56
  • Sary nindramina

Olana ara-mekanika, hisatra, no voalaza fa fototry ny loza, ka tsy voafehy ilay fiara fa nandika tatatra ary nifatratra tao anaty kirihitra. Naratra ny ankamaroan’ireo fianakaviana niaraka tamin’ny faty tao anaty fiara. Nisy fahasimbana goavana ny fiara, izay fanomezana avy amin’ny fikambanana Zana Gasy.

Tsy nisy aina nafoy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.