Rivo Rakotovao: Nitarika delegasiona mamonjy fikaonan-doha any Maroc

  • vendredi, 01 novembre 2019 17:56
  • Sary nindramina

Any Rabat Maroc ny filohan’ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, mitarika delegasiona loholona Olga Ramalason sy Harisson Benessy, hiatrika fikaonan-doha lehibe iraisan’ny Antenimierandoholona rehetra manerana an’i Afrika sy ny Tany Arabo, miaraka amin’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fambolena sy ny sakafo (FAO). Ny loha-hevitra amin’izany moa dia mahakasika ny Fanjariana ara-tsakafo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.