Fitsidihan’i Papa Fransoa: Mpiasan’ny fahasalamana sy mpirotsaka an-tsitrapo 700 mahery no nahetsika

  • dimanche, 08 septembre 2019 23:30
  • Sary Njaka

Nilamina tamin’ny ankapobeny ny fitsidihana Apostolika nataon’i Papa Fransoa teto Madagasikara. Teo amin’ny fiahiana ara-pasalamana ireo mpizaika avy amin’ny lafy valon’ny Nosy dia mpitsabo sy mpirotsaka an-tsitrapo 700 mahery no nahetsiky ny ministeran’ny fahasalam-bahoaka.

Ankoatra ny teny Soamandrakizay dia nisy hatrany ireo niandry raharaha tamin’ireo hopitaly teo an-drenivohitra sy ireo tobim-pahasalamana teny manodidina toa ny CSB2 Alarobia, Ambohimanarina …

(Jereo Tohiny Sary Lamesa Soamandrakizay)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.