Antsirabe – Sambava: Fatina fiara kamiao mampitaraina ny mponina

  • jeudi, 08 août 2019 19:56
  • Sary Gasypatriote Sambava

Tapaka nandritra ny volana maro ny lalana eto amin'ny Fokontany Antsirabe, Kaominina ambonivohitr’i Sambava noho ny fiara kamiao simba izay mibahan-dalana. Tsy afaky ny fiara vaventy intsony raha eto. Ny tena olana dia ahiahiana hitera-doza ity fibahanan-dalana efa fotoana naharitra ity. Efa nitaraina teny amin'ny mpitondra ny tanàna ny mpampiasa lalana fa tsy nisy mpihaino. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.