MAMA: Mitaky ny tsy anakorontanana ny rafitra misy

  • dimanche, 04 août 2019 17:56
  • Sary Njaka

Namory mpanao gazety ny teo anivon'ny orin'asa fiantohana MAMA omaly sabotrsy 03 jolay, mangataka izy ireo mba tsy ho korontanina ny rafitra efa misy, sy ny fitantanana efa mandeha.

Marihina moa fa efa nisy ny fivoriana natao tany Nosibe hell ville tamin'ny taona lasa teo, ary nisy tamin'izany ny fiantsoana ireo mpikambana nahafeno ny fepetra amin'ny maha mpikambana teo anivon'ny MAMA.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.