Itaosy: Mitarazoka ny fanamboaran-dalana

  • mardi, 18 juin 2019 19:44
  • Sary: MATHP

Naharay fitarainana avy amin’ny mpampiasa ny làlana mizotra mankeny Itaosy iny ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany, ny Toeram-ponenana ary ny Asa Vaventy, ka nidina ifotony nijery ny olana mampitarazoka ny fanamboarana eo amin’ny faritra sampanana Andranonahoatra.

Nilaza ny avy eo anivon’ity ministera ity fa hentintra ny amin’ny fanaraha-maso ireo tetikasa fanamboaran-dàlana ankehitriny. Miova ny fomba fiasa, Tsy ekena intsony ny kitranoantrano sy ny alasafay.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.