Sambava: Mangataka fahazoan-dalana hampiasa "vitre fumée" ireo mpandraharaha

  • mercredi, 03 avril 2019 22:22
  • Sary Gasypatriote Sambava

Nandritra ny nanamarihana ny Andro ho an'ny Zandarimariam-pirenena ny 2 aprily no nangatahan'ny mpihaino ny fandaharana nivantana tamin'ny haino aman-jery ny mba hanalalahana ny fampiasana ''vitre fumée'' amin'ny fiara tsotra, manoloana ny tsy fandriam-pahalemana.

Nanizingizina ny avy amin'ny Zandarimariam-pirenena fa efa voafaritra mazava araka ny lalàna ireo afaka mampiasa "vitre fumée" amin'ny fiara, ka tsy azon'ny ankamaroan'ny maro atao izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.