Sambava: Narodana ireo trano heva nisy nanorina teo amin’ny tetezana Antaimby

  • vendredi, 12 octobre 2018 09:21
  • Sary Gasypatriote Sambava

Niteraka resabe teto amin’ny tanàna tokoa ity tranga ity.

Samy niezaka nampaneno lakolosy ny olona rehetra nanairana ireo tompon’andraikitra ka omaly maraina dia raikitra ny fandrodanana taorian’ny fampiomanana ireo mpivarotra seza sy hazo teo, mba samy hanaisotra ny azy.

Natao izao hoy ny Ben’ny Tanàna vonjimaika Rtoa Kalozafy dia mba ho fanadiovana an'ity Sambava ity, fa efa malaza ratsy amin’ny tsy fanarahan-dalana loatra isika ka santatra ambavarano izao fa dia hitohizana foana amin’izay.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.