Antananarivo Renivohitra: Mangadihady teny amin’ny Araben’ny Fahaleovantena

  • mercredi, 25 mars 2020 16:47
  • Zakaria
  • Sary: Andry Rakotondrainibe

Voahodidina mpitandro ny filaminana ny fidirana ny afovoan’Antananarivo androany alarobia 25 marsa, andro fahatelo fihibohana an-trano ho fisorohana ny fihanahan’ny valanaretina coronavirus.

Nangadihady teny Analakely sy ny Araben’ny Fahaleovantena.

(Sary: Andry Rakotondrainibe‎)

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.