Mampikony: Naato tamin’ny asany ny lehiben’ny Distrika

  • mercredi, 12 février 2020 20:01
  • Zakaria

Nofoanana nandritra ny filankevitry ny minisitra androany ny didim-panjakana nanendrena ny lehiben’ny Distrikan’i Mampikony, Faritra Sofia. Tsy mbola misy fanendrena izay ho solony.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.