Coronavirus: « Tsy mbola misy tranga eto Madagasikara hatreto »

  • mercredi, 12 février 2020 14:50
  • Zakaria

Manamafy ny DGFS (Direction Générale de Fourniture des Soins) sampandraharaha eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamana fa « tsy nahitana coronavirus ny fitiliana natao tamin'ireo olona roa tsy salama izay tsaboina eny amin'ny CHU Anosiala ».

Araka izany « tsy mbola misy tranga coronavirus eto Madagasikara hatreto », hoy hatrany ny fampitam-baovao nataon’ny DGFS.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.