Ny Rado Rafalimanana: Manana « laissez-passer diplomatique » aho

  • mercredi, 12 février 2020 11:27
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Tonga teny amin’ny biraon’ny sampandraharaha eo anivon’ny Polisim-pirenena misahana ny fanaraha-maso ny sisintany etsy Anosy-Antananarivo omaly i Ny Rado Rafalimanana, filohan’ny ONG Ny Fanahy Maha-olona, nomena ny taratasy fampahafantarana ny fisian’ny fepetra ara-pitsarana mandrara azy tsy hivoaka an’i Madagasikara (IST).

Taorian’izay dia niazo ny ministeran’ny raharaham-bahiny Anosy ny tenany, nanatitra taratasy mampahatsiahy fa ambasadaoron’ny WFDP (World Fund Development Planning) eto Madagasikara ny tenany ary manana « laissez-passer diplomatique » ananany zo hivezivezy ankalalahana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.