Fifaninanana hidirana ho Polisy: Miisa 410 ireo mpiadina aty Menabe

  • samedi, 18 janvier 2020 17:00
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Morondava

Tanterahina anio sy rahampitso ao amin’ny lycée Pôle Morondava ny fifaninanana hidirana ho Polisy, ho an’i Faritra Menabe. Miisa 410 ireo mpiadina, ka ny 340 ho « Agent de Police » ary ny 70 ho « Inspecteur ».

Manara-maso ny fizotry ny fifaninanana ny Contrôleur général de Police Razatovo Hajanomena.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.