Fitsarana: Hisy fandraisana mpitsara miisa 80

  • vendredi, 17 janvier 2020 20:23
  • Zakaria

Nanamafy ny Minisitry ny fitsarana, Randrianasolo Jacques fa hisy fandraisana mpitsara miisa 80, ka 50 "judiciaire", 15 avy ny "Administratif" sy "Financier".

Hofaritana tsy ho ela ny datin'ny fifaninanana handraisana ireo mpitsara ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.