Savorovoro: Tsy azo aleha Anosibe

  • vendredi, 17 janvier 2020 20:09
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanao fampahafantarana ny Polisim-pirenena io hariva io fa : "Manoloana ny korontana sy fanakanan-dalana ataon'ireo andian'olona tsy fantatra etsy Anosibe dia efa eo am-pandraisana andraikitra mahakasika izany ny mpitandro ny filaminana. Araka izany dia iangaviana isika rehetra izay hihazo iny lalana iny mba hiverina avy hatrany mandra-piverin'ny filaminana".

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.