Solom-pehin'akoho: Mitokona ireo mpampianatry ny lysea maromaro

  • lundi, 13 janvier 2020 21:05
  • Njaka
  • Sary Njaka

Niato nanomboka androany ny fampianarana eo anivon'ny lysea maromaro noho tsy nahazoan'ireo mpampianatra an'ilay solom-pehin'akoho natolotry ny filoha Rajoelina, manambara izy ireo fa hiato mandra-pivaha ny olana ny fampianarana, anisan'izany ny LMA Ampefiloha Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.