Vakinankaratra: Eo Andranobe Antsirabe no hisantarana ny taom-pambolen-kazo 2020

  • lundi, 13 janvier 2020 13:49
  • Zakaria

Ny alahady 19 janoary 2020 no nofaritan’ny fanjakana hanombohana ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2020. Homarihina eny Tampoketsa, Distrikan’Ankazobe izany amin’io.

Ho an’ny Farita Vakinankaratra dia eo Andranobe Antsirabe no hisantarana ny hetsika amin’io alahady 19 janoary io, ka velarantany 10ha no hovolena zanakazo amin’io fotoana io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.