Governoran'ny Faritra: Miofana any Chine ny ankamaroany

  • lundi, 02 décembre 2019 11:41
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Any Chine mandray anjara amin'ny "Séminaire de haut niveau sur les Responsables des Gouvernements locaux" ireo Governoran'ny Faritra eto Madagasikara.

Haharitra dimy ambin'ny folo andro, ny 2 ka hatramin’ny 15 desambra 2019, ity seminera ity, izay ry zareo Sinoa no miantoka ny fandaniana rehetra amin’izany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.