Fifidianana kaominaly: Kaominina miisa 8 no tsy nisy fifidianana Mpanolotsaina

  • samedi, 30 novembre 2019 19:05
  • Zakaria

Kaominina 8 no tsy nisy lisitra mpanolotsaina nirotsaka hofidiana ary tsy nanatanterahana fifidianana Mpanolotsaina. Tsy maintsy hisy ny fifidianana amin’ny ampahany amin’ireny kaominina ireny, araka ny fanazavan’ny filoha lefitry ny CENI Rakotonarivo Thierry.

Ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana no hanao ny fanamarinana ny fahitana fototra ny fahabangan-toeran’ireo mpanolotsaina ireo, ary 120 andro aorian’izay farafahatarany no tsy maintsy atao ny fifidianana amin’ny ampahany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.