Fifidianana Kaominaly: Biraom-pifidianana 20, amin’ireo 25 388, no tena nahitana tsy fahatomombanana

  • samedi, 30 novembre 2019 12:16
  • Zakaria

Araka ny tatitra vojimaika nataon’ny CENI, dia Biraom-pifidianana 20 amin’ireo 25 388 manerana ny nosy, no tena nahitana tsy fahatomombanana, ary saika voavaha ara-potoana ny olana.

2 amin’ireo 25 388 ireo kosa no tsy nisy latsabato.

Nilaza ny CENI fa vitsy noho izay novisavisaina ny tsy fahatomombanana amin’ny ankapobeny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.