Feno Harison: « Marobe ny lesoka amin’ny fifidianana »

  • jeudi, 28 novembre 2019 14:37
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nisaotra ireo rehetra nisafidy azy i Feno Harison, kandida tsy miankina tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna teto Antananarivo Renivohitra. Tamin’ny tambazotra sosialy facebook no nanaovany fanambarana androany. « Amin’ny maha-teknisiana ny tenako », hoy izy no nisafidianan’ny olona azy.

Nanipika mazava i Feno Harison fa tena ambany ny taham-pandraisana anjaran’ny mpifidy tamin’iny fifidianana Ben’ny tanàna sy Mpanolontsaina notanterahina ny alarobia 27 novambra 2019 iny ary « marobe ny lesoka amin’ny fifidianana ».

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.